|
|
|
|

Entry (1/2)1  fohy fijery
Elementary words  2 fohy, 3 fijery
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 manan-kilema maso : mivohitra be loatra ny voamasony, ka tsy mahita afa-tsy akaiky [1.10#F622]
Explanations in French  6 myope [1.3]
Vocabulary  7  Health
Synonyms  8 fohy maso

Entry (2/2)9  fohy fijery
Elementary words  10 fohy, 11 fijery
Part of speech  12  locution
Explanations in Malagasy  13 tsy mahatsinjo mialoha ny zavatra mety ho vokatry ny atao [1.10#F622]

Updated on 2025/09/12